|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 marefo |
| Fototeny | 2 refo |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mora tapaka, mora vaky: Marefo ny rantsan-kazo maina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 brittle, easily broken; frail
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 cassant, fragile
[1.8] |
| Mpanahaka | 7 makiana, 8 malia |
| Kamban-teny rehetra | 9 vahimarefo |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 mafero, marefo, 12 morefa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|