|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  malo-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe maloka

Teny iditra (2/3)3  malo
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Saro-tahotra na saro-kenatra, voatanan' ny henamaso na ny tahotra [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)14  malo
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 fahamarinana [Sihanaka] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  18 mitsabo malo

Fivaditsoratra  19 lamo, 20 loma, malo, 21 mola, môla

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27