|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 maloka
Fototeny  2aloka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy aloka, tsy azon' ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka
Manjombona, be rahona: Maloka ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 cloudy, dark, overshadowed, lowering. [1.2]
6 cloudy, somber [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 nuageux, sombre [1.3, 1.8]
8 ombragé [1.3]
Ohatra  9 maloka ny avaratra atsinanana. [2.499]
10 maloka tampoka i Donga nandre ny vaovao. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  13malo-dohasaha

Teny iditra (2/3)14 maloka
Sokajin-teny  15 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16 mbola, aloha [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)17 Maloka
Sokajin-teny  18 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  19 Malluch [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  20 Malluk [2.996]
Voambolana  21 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  22Toko sy andininy momba Maloka

Fivaditsoratra  23 kalamo, 24 lakamo, 25 lamako, 26 lamoka, lamòka, 27 malako, 28 maloka, Maloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03