|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamabo |
| Fototeny | 2 babo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin' ny tanàna rehetra nolalovany
5 Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha 6 Maka ho onitsa, manosy: Ny fanjakana no namabo ny fananan' ireo tratra nikomy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Capturer, confisquer, piller
[1.3] |
| Ohatra |
9 Toy ilay mamabo jorery : ny feony mameno lohasaha;
[2.69#]
10 nefa ry zalahy any mamabo, fa isika tsy mahazo na inona na inona. [2.324#] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 15 mambabo |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|