|
|
|
|

Entry1  mambabo
Part of speech  2  active verb
Root  3  babo
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] (mitovy amin' ny hoe Mamabo, fa fanampiny kosa, azo ampiasaina amin' ny hevitra an' ohatra izy ~ Mahatarika izaitsizy, maharenoka, mahasarika mafy: Nambabo ny fony ny teny sy ny tenan' ilay nikabary
Explanations in English  9  [1.7] to capture, to seize
Explanations in French  10  [1.3, 1.8] capturer
11  [1.3] confisquer, piller
12  [1.8] saisir
Examples  13  [2.470#] Fisainana lalina no mambabo azy mianaka, samy tsy nisy nihetsika ao avara-patana.
14  [1.263#] Ny kintana alinalina, mambabo ny fanahy, Mandravaka ny alina, Manetsiketsika ahy!
Other spellings  15  mamabo

Anagrams  16  ambobam, ambomba, mambabo, mambobĂ , mamboba

Updated on 2025/08/10