|
|
|
|

Entry1  mamahoaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  vahoaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary mamahana azy avy eo
Mametraka ho takatry ny vahoaka, mampiély amin' ny vahoaka: Anisan' ny fototry ny fandrosoana ny mamahoaka ny fampianarana
Explanations in French  8  [1.3] RĂ©unir un certain nombre de personnes, emprunter leur service en les nourrissant ou leur distribuant de la viande
Proverbs  9  Proverbs containing the word mamahoaka

Updated on 2024/12/11