|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamaka
Fototeny  2 faka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maka faka: Efa mamaka ity zanakazo ity ka aoka tsy hafindra intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to root, to send forth roots; to go to the bottom of a thing in making inquiries or in learning. [1.2]
6 to take root [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 prendre racine [1.8]
8 (toute l'île) (de faka : racine d'une plante). Verbe : prendre racine, s'enraciner pour une bouture ou un jeune plant. [1.196]
Ohatra  9  Nefa dia avy amin' ny fiainan' izy ireny sy ny tolona ataony no miampita ny Vaovao Mahafaly izay mamaka any amin' ny fo sy fanahy. [1.369#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Voambolana  14  Haizavamaniry

Teny iditra (2/2)15  mamakà
Fototeny  16 faka
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 makama, mamakà, mamaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26