|
|
|
|

Teny iditra1  mamaky betroka
Singan-teny  2 mamaky, 3 betroka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manao izay hahafolaka ny avonavon' ny olona iray
6 mampangaihay, mahakepoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 confondre, mettre à découvert le faux, le mal [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12