|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamaly
Part of speech  2  active verb
Root  3  valy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Manome valiny: Tsy mbola namaly ny fanontaniako ihany ve ianareo?
Manome (zavatra) ho setriny: Aza mamaly ratsy ny ratsy
Manome valin-teny tsy amim-panajana, manohitra: Aza mba mianatra mamaly mpampianatra toy izao ise fa tsy tsara
Explanations in French  15  [1.3#806] Répondre, rendre la pareille, punir ou récompenser selon les actes
Examples  16  [2.472] Tsy namaly I Feno
17  [2.471] Ny zava-maneno voakitika mahalankalana no namaly ny teniny
18  [2.324] Rehefa tapitra ny tenin'ny mpiampanga vao mamaly hianareo, hoy izy
19  [2.470] Mba te hamaly azy ihany i Lidy nefa tsapany fa tsy haharesy azy na oviana na oviana izy

Entry (2/2)20  mamaly
Part of speech  21  active verb
Root  22  faly
Explanations in English  23  [1.2] [Provincial] to shoot
Proverbs  24  Proverbs containing the word mamaly

Anagrams  25  alamim, lamaim, mamaly, mamila

Updated on 2025/08/10