|
|
|
|

Entry1  mamangy
Part of speech  2  active verb
Root  3  vangy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Mandeha mitsidika olona any aminy ho fanehoana firaisam-pihavanana, na ho famalifaliana azy raha marary izy: Andeha hamangy an' i Dadabe any atsimo izahay
Mitsapa alahelo, manalady: Tonga mamangy anareo izahay, tompoko, amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao
Explanations in English  14  [1.7] to visit; to send greetings by messenger or letter
Explanations in French  15  [1.8] rendre visite à quelqu'un; envoyer des compliments
Analogs  16  mitsidika, mitsirika, miantrano
Proverbs  17  Proverbs containing the word mamangy

Anagrams  18  mamangy, maminga

Updated on 2025/08/10