|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamantana
Part of speech  2  active verb
Root  3  vantana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mandeha mahitsy mankany..., manitsy: Mamantana any amin' ny Paositra ity lalana itỳ
Tonga avy hatrany tsy mivilivily: Aty aminareo izahay no mamantana noho ny fifankahalalantsika
Mandeha tsy misy mitana: Namantana tany an-kady ilay fiara fa tapaka, hono, ny gadran-kodiarana

Entry (2/2)10  mamantàna
Part of speech  11  imperative of active verb mamantana [Full list]
Root  12  vantana
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]

Anagrams  15  amantanam, anamantam, mamantàna, mamantana, manamanta

Updated on 2025/08/10