|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamarana |
| Fototeny | 2 farana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamita, manapitra, manisy farany: Izaho no namarana ny kabary anikeheo
5 Manala ny romoromo: Efa namarana ny tsihy ve ianao 6 Mampitovy tantana: Mamarana ny faharam-biriky [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to cut the edges, to smooth, to make a straight edge or border.
[1.2] 8 to bring to an end, to conclude [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 terminer, conclure
[1.8] |
| Ohatra |
10 Izany no fanao mamarana ny mandrimandrin-jiro.
[2.245#]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 mamaràna |
| Fototeny | 16 farana |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamarana [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | mamaràna, mamarana, 18 manamara, 19 manarama, manaramà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|