|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamarina
Part of speech  2  active verb
Root  3  varina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika hamarina an-tevana an' Imboasalama zanak' anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady"
Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy

Entry (2/2)9  mamarina
Part of speech  10  imperative of active verb mamary [Full list]
Root  11  vary
Explanations in Malagasy  12  [1.78] [Tambahoaka] manomboha!

Anagrams  13  amarinam, amiranam, mamarina, mamirana, namairam

Updated on 2025/05/16