Entry | 1 mamatonalina |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 mamatona, alina |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] misasak' alina |
Explanations in English |
6 [1.7] midnight, nighttime |
Explanations in French |
7 [1.8] minuit, la nuit 8 [2.415#6580] [mamatona alina] Au milieu de la nuit, à minuit |
Examples |
9 [2.529] mamatonalina, sa efa hadiva haraina? 10 [2.643#] Tsy sahy niaka-bohitra tamin' ny mamatonalina anefa fa niandry ny andro ho maraina. |
Vocabulary |
11 Time |
Synonyms | 12 misasakalina |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |