|
|
|
|

Teny iditra1  misasakalina
Singan-teny  2 misasaka, 3 alina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 mamatonalina [2.415#6580]
Ohatra  6  Nifanarahana teo am-piaingana fa amin' ny misasakalina raha ela indrindra no hody izahay. [2.4]
7  Izao ihany no nalehako misasakalina atý: [2.499]
8  Ny Romana kosa dia manomboka ny andro eo amin' ny misasakalina indrindra. [1.38]
Voambolana  9  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02