Entry | 1 mamatotra (fatotra) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mifehy: Mamatotra entana amin' ny kofehy [1.1] 4 Mandrohy: Mamatotra adala [1.1] 5 Managadra: Mamatotra mpangalatra amin' ny rojo vy [1.1] |
Explanations in English |
6 To bind. [1.2] 7 To tie, to bind [1.7] |
Explanations in French |
8 Attacher, lier [1.8] |
Examples |
9 Tsy mandray kofehy na mamatotra entana. [1.381#] 10 Mikofokofoka, nefa vao mainka mamatotra azy Rabekibo. [2.332#] |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mamatotra |
Updated on 2023/01/20 |