|
|
|
|

Teny iditra1  mamatratra
Fototeny  2 fatratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manesika, manisika, mampiditra moly mba hifatratra tsara; mandetra, mampifanizina: Mamatratra mangahazo ao anaty gony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to make to lie close, to make to be crammed (?). [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17