|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 fatratra |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Aoka izany, izaitsizy: Miasa fatratra ianao izany ~ Fatra-panao kitoatoa izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 diligently, incessantly, importunately, earnestly, extremely, decidedly. This word is often pronounced fafatra. It is much used in compound words. [1.2#175] |
| Kamban-teny rehetra | 5Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 7 fatratra |
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Kanto, tsara tarehy aoka izany: Fatratra izany trano izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 great, amazing [1.7] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 12 aryfenitra, 13 babany, 14 babantany, 15 bakalanysahaza, 16 by, 17 fanaperana, 18 farafarampony, 19 isafatsiroa, 20 kanto, 21 lalina, 22 lanidatsaka, 23 lavorary, 24 mafotaka, 25 manga, 26 mangidyvato, 27 mantsalay, 28 marihitra, 29 matypaika, 30 ngita, 31 tanteraka, 32 tapitraefatra, 33 tapitraohatra, 34 tokanaamantany, 35 tomombana, 36 tongalafatra, 37 tontosa, 38 tsymanampaharoa, 39 tsymanantsahala, 40 tsymisytoaazy, 41 tsymisytomika, 42 tsyroaamantany |
| Teny iditra (3/4) | 43 fatratra |
| Sokajin-teny | 44 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
45 hard [1.2#175] |
| Fanazavàna teny frantsay |
46 solide, fort, ferme. [Tankarana]
[1.19] |
| Tovy hevitra | 47fafatra |
| Kamban-teny rehetra | 48fatratra aina |
| Teny iditra (4/4) | 49 fatratra |
| Sokajin-teny | 50 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
51 Fifanizinana, fandentehana zavatra ao anaty toerana iray befahatany, tsy ilana rindrany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
52 [root] [1.2#174] |
| Fanazavàna teny frantsay |
53 action de presser sur la mesure, sur le contenu, de fourrer, de bourrer, de lancer un coup [1.3#158] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 61Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|