|
|
|
|

Entry1  mamboly
Part of speech  2  active verb
Root  3  voly
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo
Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina
Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny
Explanations in French  10  [1.13, 1.196] planter, cultiver
11  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [mambôly] planter, cultiver
[mambôly] planté, cultivé
Examples  12  [2.59#65] mamboly amin' izay fomba fihinan'ny olom-belona;
13  [2.117#52] Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany!
Vocabulary  14  Economy: agriculture
Proverbs  15  Proverbs containing the word mamboly

Updated on 2025/08/10