|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamboraka |
| Fototeny | 2 boraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Milaza ny zavatra miafina ao am-po: Namboraka tamiko ny fikasany hanao Mpiasan' Andriamanitra izy
[1.1] 5 mamelatra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 délier, défaire, déballer, révéler, manifester
[1.3#88] 7 développer [1.13] |
| Ohatra |
8 Fomban'ny mpikabary mahavoa tokoa: ilay mpihaino ihany no asainy mandinika sy mamboraka ny tian-kolazaina aminy.
[2.298#127]
|
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 13 manaboraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|