|
|
|
|

Teny iditra1  manaboraka
Fototeny  2 boraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamaha izay mifatotra na mifono: Iza no nanaboraka ity entana itỳ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 délier, défaire, déballer, révéler, manifester [1.3#88]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  9 mamboraka

Fivaditsoratra  10 anamboraka, manaboraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12