|
|
|
|

Teny iditra1  mambory
Fototeny  2 bory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao izay hahabory, izany hoe, manapaka ny rantsana na kitamby amin' ny zavatra iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to shorten, to cut off the end [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 raccourcir, en couper le bout [1.8]
7 élaguer, couper les branches [1.196]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12 manabory

Fivaditsoratra  mambory, 13 Marimbo, 14 Maromby, 15 mirambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12