|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 -bory |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vory |
| Teny iditra (2/6) | 3 bory |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Anarana ilazana karazan' omby tsy misy tandroka na zara fa misy, ka ny fiantso azy matetika dia hoe omby bory.
[Merina]
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 round; cropped, shortened
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 sans rien qui dépasse, rasé (en parlant de la tête)
[Taisaka]
[1.82] 8 rond; écourté [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 14 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/6) | 19 bory |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 serpe
[1.13] |
| Voambolana | 22 Fitaovam-piasana |
| Tovy hevitra | 23 antsy lava |
| Teny iditra (4/6) | 24 bory |
| Sokajin-teny | 25 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 gratis, sans raison.
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (5/6) | 27 bory |
| Sokajin-teny | 28 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 fohy kely
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (6/6) | 30 bory |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 (du malais burit) Se dit d'un arbre élagué de ses branches, taillé en tête de saule.
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 33 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|