|
|
|
|

Teny iditra1  mamefy
Fototeny  2 fefy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manisy fefy, vala, zavatra miaro manodidina: Mamefy ny saha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to enclose; to make a fence, to hedge [1.2]
6 to fence in [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 clôturer [1.8]
Ohatra  8  Ilaina ny mamefy ny sekoly. [2.117#]
9  Voalazany koa fa sarotra hatonina ny morontsiraka noho ny torapasika mamefy ny sisin-dranomasina. [2.508#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14 mamefy tanana
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09