|
|
|
|

Entry1  mamelona
Part of speech  2  active verb
Root  3  velona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Mahatongaho velona; manome aina: Ny fanahy no mamelona ny vatana
Miahy, mikarakara: Io Rangahy io no namelona anao fony kely
Mampaneno, mively: Iza no namelona ny lakolosy tao?
Mahatonga hirehitra, mampirehitra, mahatonga ho voasoritra tsara: Mamelon-jiro antoandro ry zareo ao avaratra / Izaho no vao namelona io soratra io fa efa saiky tsy hay novakina izy io tao.
16  [1.13] manome sakafo
Explanations in English  17  [1.7] to animate; to supply with the necessities of life, to support
Explanations in French  18  [1.3, 1.8, 1.5] animer
19  [1.3, 1.13, 1.5] nourrir
20  [1.3, 1.8, 1.13] entretenir
21  [1.3, 1.8] ranimer; faire vivre
22  [1.3, 1.13] donner la vie
23  [1.3] vivifier, remettre en vigueur
24  [1.5] allumer, mettre en marche
25  [1.3, 1.5] sonner
Examples  26  [1.3] ny fanahy ihany no mamelona ny vatana (c’est l’âme qui anime le corps)
27  [1.3] Andriamanitra no mamelona ny olona rehetra (c’est de Dieu que dépend la vie des hommes, c’est Dieu qui nourrit les hommes)
28  [1.3] ny hafanan’ ny masoandro no mamelona ny zava-maniry (la chaleur du soleil vivifie les plantes)
29  [2.499] Idada no saina sy rivotra mamelona antsika!
30  [2.4] Mandritra izany fotoana rehetra izany, izy koa no mitarika sy mamelona ny resaka.
Proverbs  31  Proverbs containing the word mamelona

Anagrams  32  ameloman, mamelona, nameloma

Updated on 2025/08/10