|
|
|
|

Teny iditra1  mamelona afo
Singan-teny  2 mamelona, 3 afo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mampirehitra afo amin' ny kitay ao am-patana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to light a fire. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 allumer le feu [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12