|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mameno tanety |
| Singan-teny | 2 mameno, 3 tanety |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fitokoavana |
5 miparitaka [1.1] |
| Ohatra |
6 Ny valala mameno tanety, ny zavona mameno loha-saha, fa ny mpilaza mahay rahateo
[2.558]
7 Hevero ireo vatan-dehilahy nameno tanety sy nameno tsena tao Amboanana tamin'ny andro niantombohan'ny fikomiana [2.588#146] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|