|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miparitaka |
| Fototeny | 2 paritaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miely tsy amin' ny toerana iray, mihahaka, mipariaka: Vonjeo fa miparitaka ny ondry
5 Mandositra atsỳ sy arỳ, hatraiza hatraiza: Niparitaka ny ankizy nony tonga ny polisy 6 Misafotofoto, mifotofoto, misavorovoro, misaritaka: Tsy ho vita haingana ity fa miparitaka ny kofehy [1.1] 7 miely [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to scatter
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 s'éparpiller
[1.8] 10 se disperser [1.13] |
| Ohatra |
11 miparitaka manodidina ny trano lay ny lasin' ny mpiasa.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 16 mamenotanety, 17 miely, 18 mielipatrana, 19 mihahaka, 20 mihanaka, 21 miitatra, 22 miparasadrasaka, 23 miparasaka, 24 mipariaka, 25 misaratsaraka |
| Fivaditsoratra | miparitaka, 26 mipatriaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|