|
|
|
|

Entry1  mamery
Part of speech  2  active verb
Root  3  very
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka: Namery azy mianakavy ilay volan' olona tsy voaloany
Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira
Explanations in English  11  [1.7] to ruin; to sell into slavery
Explanations in French  12  [1.8] réduire en esclavage, ruiner
Examples  13  [2.649#] Izay mamery ny ainy noho ny Amiko dia hahazo azy.
14  [2.643#] Fantatra tsotra izao fa tsy raharaha maika akory ilay nanirahany, saingy hoenti-mamery dia ahy fotsiny.
Proverbs  15  Proverbs containing the word mamery

Updated on 2025/08/10