Entry | 1 mametraka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 petraka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manao main' ny toerana anankiray: Mametraka boky eo ambony latabatra Manome (zavatra) mba hotehirizina, manome (vola) mba hiteraka: Mametra-bola amin' ny banky Manendry: Ny fanjakana no nametraka ahy eto Manala, manesotra, manongana: Ny Filoha no mametraka ny mpiasam-panjakana Mandefa, mandroaka, misaotra (vady): Antitra Rangahy vao nametraka ny vadiny |
Explanations in English |
9 [1.2] to place, to seat, to put down, to make to perch; to lay, as in stonework, etc. 10 [1.7] to set, to place, to lay down |
Explanations in French |
11 [1.8] mettre, placer |
Examples |
12 [2.445#] mametraka sakana maro ny finoana; 13 [2.270#] Rahefa vita, dia mahazo mametraka fanontaniana ianao. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |