Entry (1/2) | 1 mametsaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 fetsaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manjera, mandrodana Mampiavosa Mikopaka, mamely |
Explanations in English |
9 [1.2] to strike, to beat |
Explanations in French |
10 [1.3] démolir, renverser, entasser, battre |
Examples |
11 [1.437#] Tsy misy mahalala izay halatra nataony akory ireo, fa rehefa atao Jioe oainy, oainy, dia mametsaka izay mahita. |
Synonyms | 12 manapetsaka |
Entry (2/2) | 13 mametsaka |
Part of speech | 14 active verb |
Root | 15 fetsaka |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Mamonto, mampangeniheny |
Explanations in English |
17 [1.2] to moisten, to damp, to wet |
Anagrams | 18 mamatsake, mametsaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |