Entry | 1 mamilafila |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 filafila |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mamilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra |
Explanations in French |
8 [1.3, 1.5] promettre et se dédire 9 [1.3] tenir le bec dans l'eau |
Examples |
10 [2.131] nahoana no miseho kely dia lasa ka mamilafila ny tia? |
Synonyms | 11 mampifilafila, mampilafila |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mamilafila |
Anagrams | 13 amilafilam, mamalifaly, mamilafila |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |