|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamindra
Root  2  findra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manova toerana: Iza no namindra ny satroko teto
Mitondra amin' ny toerana hala: Lasa namindra ny zanany amin' ny Sekoly any Antananarivo izy
Mamboly zavamaniry efana niry tamin' ny toeran-kafa: Mamindra zana-kazo
Manendry hiasa amin' ny toeran-kafa: Ny lehiben' ny Faritany no namindra azy ho eto
Manome, manolotra: Namindra ny fahefany tamin' ny apostoly i Jesoa
Mampita: Tsy tsara ny mamindra hafatra
Mandeha: Mbola vao herintaona latsaka dia mamindra tsara sahady ilay zaza
Miara-mandeha, mitanjozotra, mirindra tsara: Namindra tsara ny foloalindahy tamin' ny matso tamin' ny 26 Jiona [1.1]
Explanations in English  5  to remove, to transfer, to transcribe, to transplant, to step, to walk. [1.2]
6  to move; to walk (esp. of a child) [1.7]
Explanations in French  7  déplacer, changer de place: marcher (se dit surtout des enfants) [1.8]
Examples  8  Izay manoro lala-mahitsy no mamindra aina. [2.69#]
9  Ka izahay manana anareo, tsy ho lavo mamindra; [2.245#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
All compound words  14  5 combinations of this word
Vocabulary  15  Motion
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Entry (2/2)17  mamindrĂ 
Root  18  findra
Part of speech  19  imperative of active verb mamindra [Full list]
Explanations in Malagasy  20  [1.1]
Explanations in French  21  [1.3]

Anagrams  22 mamindrĂ , mamindra, 23 mindrama

Updated on 2025/10/12