|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamintina
Fototeny  2 fintina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manery, manakely: Mamintina ny tena ny akanjo ba
5 Manafohy: Mahay mamintinany resaka izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to contract, to reduce to a small compass. [1.2]
7 to diminish, to shorten, to abbreviate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 diminuer, raccourcir, abréger; résumer [1.8]
Ohatra  9  Azo atao ihany anefa aloha ny mamintina izay mety ho fantatra momba ny fokom-pianakaviana samihafa [2.508#]
10  Io no heveriko ho votoatin' ny Vatikana II, fanambarana izay feno tanteraka, izay mamintina ny Kaonsily iray manontolo. [1.369#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  mamintìna
Fototeny  16 fintina
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamintina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mamintìna, mamintina, 18 manaminty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27