|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mamira
Fototeny  2 fira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikapa, mijinja
5 Mamingana, mamely amin' ny fingony [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10  mamirà
Fototeny  11 fira
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamira [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)13  mamira
Fototeny  14 fitra
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamitra [Fitanisana]

Fivaditsoratra  16 mamary, mamira, mamirà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27