|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamiravira
Part of speech  2  active verb
Root  3  viravira
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mikitakita, mikitakitaka, manao ratsy fitondra: Tsy tokony hamiravira ny kamboty mihitsy ianao
Mandrairay befahatany, mamozafoza: Tsy manandraharaha afa-tsy ny mamiravira taratasy fotsiny izy
Mandrirodrirotra, misaritsarika: Nahatsiravinany nahita ireo andian' alika namiravira ilay sakanay
Explanations in English  9  [1.7] to tear, to rend
Explanations in French  10  [1.8] tirailler et déchirer, maltraiter; dévorer
Examples  11  [2.928#] Izany indrindra ry malalako no tena mampahory ahy Mahatonga ady anaty, mamiravira ny fanahy.

Entry (2/2)12  mamiravirà
Part of speech  13  imperative of active verb mamiravira [Full list]
Root  14  viravira

Anagrams  15  amiraviram, mamarivary, mamiravira, mamiravirà

Updated on 2025/08/10