|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamisavisa
Part of speech  2  active verb
Root  3  visavisa
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mitanisanisa, milaza tsirairay: Namisavisa ny fahoriany teo izy ka nalahelo azy erỳ aho
Milazalaza hatramin' izay antsipiria ny madinika: Mamisavisa ny toetran' ny voninkazo
Mamohafoha (ny lasa) sady mitalaholaho: Namisavisa ny lasa teo am-pijerena ny masoandro milentika izy
Explanations in English  9  [1.7] to describe minutely, to enumerate
Explanations in French  10  [1.8] décrire en détail; énumérer
Examples  11  [2.285#] mamisavisa ny ratsy hihavian' ny soa.
12  [1.437#] Ka hany heriko dia ny mamisavisa an-dry zareo tranainy na dia tsy mba be zava-tsoa sy mahazendana toy ny antsika ankehitriny aza ny toetrany.

Entry (2/2)13  mamisavi
Part of speech  14  imperative of active verb mamisavisa [Full list]
Root  15  visavisa

Anagrams  16  amisavisam, mamisavisà, mamisavisa

Updated on 2025/08/10