|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamitsaka |
| Fototeny | 2 fitsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao izay hahafisaka, hampifintina: Mamitsaka ny tony ny ranonorana
5 1) Mipetraka tsara miampirimpirina tsy mihetsika amin' ny toerana iray: Mamitsakaeo amorompotana ny saka 6 2) Miery ao an-katakonana sady mitily: Namitsakatao anaty lobolobo ilay mpangalatra 7 3) Mipetraka, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa: Mamitsaka izahay izao fa resy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to throw down; to lie down, to hide one's self, to crouch.
[1.2] |
| Ohatra |
9 Nihemotra indray angaha sa ao ihany fa mamitsaka mitady hanao an-kendrena?
[2.587#]
10 Mbola mamitsaka miery ato am-poko ity fitiavana, fitiavana ity, ka manorisory ny androko. [2.499#] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | mamitsaka, 15 mitsamaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|