|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamoana
Part of speech  2  active verb
Root  3  foana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.78] [Tanala] [mamoaña] manafoana: Ny ango valaña ñ'mamoaña ñ'sandran-draja (ny setrasetra ratsy no manafoana ny fadin-drazana)
9  [1.1] Mamongana, mandany, manjifa: Tontakely no namoana ny fananan-dRabe
Explanations in English  10  [1.2] to empty, to annul, to annihilate, to make empty.
Examples  11  [2.996#] Hainy ny nitarika ny vahoaka ho amin' ny fibebahana, ary vitany ny mamoana ny fahavetavetana avy amin' ny fankahalana fivavahana.

Entry (2/2)12  mamoàna
Part of speech  13  imperative of active verb mamoana [Full list]
Root  14  foana
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3#177]

Anagrams  17  amoanam, mamoana, mamoàna

Updated on 2025/08/10