|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 mamoha |
| Fototeny | 2 foha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manaitra, manohina mba hahatsiaro: Ny akoholahy no mamoha ahy isa-maraina
5 Mampahatsiaro: Aza mamoha ny lasa [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 faire lever, réveiller, ressusciter une affaire, remettre sur le tapis, évoquer: Aza mbola mamoha ny zaza kely (Ne réveillez pas encore l'enfant) ~ Aza mamoha izany raharaha izany (Ne remettez pas cette affaire sur le tapis)
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 12 mamoha |
| Fototeny | 13 voha |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Manokatra: Mamoha vavahady
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 to open
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 ouvrir
[1.3, 1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 22 mamohà |
| Fototeny | 23 voha |
| Sokajin-teny | 24 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoha [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Teny iditra (4/4) | 25 mamoha |
| Fototeny | 26 poka |
| Sokajin-teny | 27 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoka [Fitanisana] |
| Tovy hevitra | 28 manapoha |
| Fivaditsoratra | 29 hamamo, 30 Homama, 31 mamaho, mamoha, mamohà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|