|
|
|
|

Teny iditra1  mamoha angatra
Singan-teny  2 mamoha, 3 angatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manao ireo fombafomba maro noheverin' ny Ntaolo ary mbola heverin' ny sasany ankehitriny koa ho afaka hampiteny ny angatry ny maty [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 évoquer les esprits [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12