|
|
|
|

Teny iditra1  mamola-barotra
Singan-teny  2 mamolaka, 3 varotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mampitamby ny mpivarotra ny mpividy mba hampihenany ny vidin' ny entana iadiam-barotra, na mampitamby ny mpividy ny mpivarotra mba hanekeny ny vidiny araka ny tiany hivarotana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to make a seller reduce the price. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 chercher à faire baisser, à réduire le prix [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12