|
|
|
|

Entry1  mamololona
Part of speech  2  active verb
Root  3  vololona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Maniry vololona
Explanations in French  8  [1.3] produire des feuilles roulées en spirale
9  [1.196] produire de grands bourgeons roulés en spirale
Examples  10  [2.59#95] Dia nisy mazava miakatra aviaminy toiny setroka mamololona miakatra
11  [2.285#102] izany hoe ilay aina vao mamololona, ilay tsiry saro-bidy nitsimoka tamin' ny ain-dehibe.
Vocabulary  12  Botany: (in general)
Proverbs  13  Proverbs containing the word mamololona

Updated on 2024/12/11