|
|
|
|

Teny iditra1  mamonkina
Fototeny  2 vonkina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamoritraho fohy fa tsy manatsotra ho lava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to contract (the fist), to curl into a ball [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 contracter, comme le poing ; replier en boule [1.8]
Ohatra  7  hatahorako ny hafa Mbetika i Tovo mamonkina ny totohondriny, mbetika mifendrofendro tahaka ny hitomany [2.895#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09