|
|
|
|

Entry1  mamonkin-kevitra
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mamonkina, hevitra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ireo tsy mba mety hanambara ny heviny fa aleony mangina ary tsy miteny na inona na inona

Updated on 2025/07/29