|
|
|
|

Teny iditra1  mamono lamba
Singan-teny  2 mamono, 3 lamba
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 anambarana ny famonosan-damba ny maty na ny razana ao am-pasana; mandrakotra lambamena vaovao indray ny maty amin' ny famadihana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12