|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamonona |
| Fototeny | 2 vonona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manomana mialoha: Mamonom-piadiana izay te handresy
5 Manangona: Mamonom-bola izy hanorenan-trano [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to make things ready
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 préparer
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 mamonòna |
| Fototeny | 13 vonona |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamonona [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | mamonòna, mamonona, 15 monamona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|