|
|
|
|

Teny iditra1  mamono volana an-trano
Singan-teny  2 mamono, 3 volana, 4 trano
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 manao kitoatoa, manao anjoanjo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 conjecturer, calculer par à peu près [1.3]
Tsipelina hafa  8 mamono volana an-drano
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02