|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamoraka |
| Fototeny | 2 voraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamaha: Mamoraka tady
5 Mamoaka avy ao anaty zavatra: Mamoraka ny tao am-bata 6 Mampiseho izay ao anaty: Mamoraka ny ao am-po [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 mamoraka |
| Fototeny | 12 voraka |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 mandainga
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 15 maka mora, 16 mamokara, mamoraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|