|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 voraka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 famborahana ny ao am-po, ny ao an-tsaina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 action de manifester sa pensée, ce qu'on a dans le cœur
[1.3#859] |
| Kamban-teny rehetra | 5 manao hehy voraka |
| Teny iditra (2/3) | 6 voraka |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 boraka, mivaha: Voraka ny fehikiraroko
9 miveraberaka; tsy mihaja: Hehy voraka [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 désagrégation, dissolution, action de détacher, de délier, de tirer de, de mettre au jour
[1.3#859] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 14 voraka |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 lainga
[Sihanaka]
[1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 17 hehy voraka |
| Fivaditsoratra | 18 ravoka, voraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|